|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 moty |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Motika
4 Mokony madinika [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 6 moty |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
9 Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 motiny |
| Teny iditra (3/7) | 12 moty |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 tsilo na somo-bary
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 filet de riz
[1.13] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Teny iditra (4/7) | 17 moty |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Karazam-borona
[1.1] |
| Voambolana | 20 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (5/7) | 21 moty |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 tai-maso
[Taisaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 24 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [1.1] |
| Tovy hevitra | 25 mote |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/7) | 27 moty |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 (Probablement de motika : qu'on réduit en petits morceaux).
30 Chadsia grevei Drake (Fabaceae). 31 Les racines réduites en menus fragments et écrasées avec de l'eau, servent à préparer un poison de pêche. [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (7/7) | 34 moty |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Nom donné à plusieurs carissa (Apocynaceae) dans le Sud-Est.
[Taisaka]
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 38 ampotomoty |
| Fivaditsoratra | 39 mito, moty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|