|
|
|
|

Teny iditra1  mozika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaneno: Inona no mozika tao?
4 Feon-javamaneno: Tiako ny mozika
5 Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a brass band; an orchestra; music [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 musique; orchestre [1.8]
Voambolana  8  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17