|
|
|
|

Entry1  mpahay
Part of speech  2  noun
Root  3  hay
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1]
Explanations in French  10  [1.3#205] les gens capables, les savants, les artistes
Examples  11  [2.113#] Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama.
12  [2.245#] Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana.
13  [2.117#] Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy.
14  [2.445#] Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao.
Proverbs  15  Proverbs containing the word mpahay

Anagrams  16  ahimpa, hampia, mahapy, mpahay

Updated on 2025/08/10