|
|
|
|

Teny iditra1  mpamboly
Fototeny  2 voly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona manao ho anton-draharaha ny fambolena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 celui qui plante, le jardinier, le cultivateur [1.3]
6 cultivateur [1.5, 1.196]
7 agriculteur [1.5]
Ohatra  8  Niady hevitra ireto mpamboly indray andro. [2.445#97]
9  Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332#72]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02