|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpampivelona |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a midwife
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sage-femme
[1.8, 1.13, 1.5] 7 (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. [1.196] |
| Ohatra |
8 Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina.
[2.113#]
9 ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. [2.356#] 10 fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [1.38] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|