|
|
|
|

Teny iditra1  mpanadihady
Fototeny  2 hadihady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 scrutateur [1.3#202]
Ohatra  5  tafahoatra loatra ny famingavingan' ny mpanadihady azy satria tereny izy hanatsikafona ny zava-mahamenatra azy, sady misy vela-pandrika ataony aminy [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12