|
|
|
|

Entry1  mpanalalana
Part of speech  2  noun
Root  3  alalana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta
Explanations in French  5  [1.3] Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire

Updated on 2025/07/29