|
|
|
|

Teny iditra1  mpanambady
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Celui qui est marié, les époux [1.3#797]
Ohatra  5  Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [2.346]
6  Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [2.470#52]
7  Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [2.356#87]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02