|
|
|
|

Entry1  mpanambara
Part of speech  2  noun
Root  3  ambara
Explanations in Malagasy  4  [1.13] izay milaza amin'ny fomba ôfisialy
Explanations in French  5  [1.3#26] révélateur
6  [1.13] déclarant
Examples  7  [2.996#] aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao.

Updated on 2025/07/29