|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanao fanjakana |
| Singan-teny | 2 mpanao, 3 fanjakana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mpiasam-panjakana
6 Enti-milaza olona ambony amin' ny raharaham-panjakana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a government functionary
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fonctionnaire
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|