|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpanapaka |
| Fototeny | 2 tapaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a governor, a ruler
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 gouverneur
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony;
[2.59#]
7 taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69#] 8 Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237#] 9 tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285#] |
| Teny iditra (2/2) | 10 mpanapaka |
| Fototeny | 11 tapaka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 interrupteur
[1.13] |
| Voambolana | 14 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|