|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanarivo |
| Fototeny | 2 arivo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona manan-karem-be, mpanefohefo (ny heviny tany an-tendrony dia hoe: manana omby an' arivony maro)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a rich man; compare the Eng. word millionaire.
[1.2] 6 a rich man ("has a thousand" cattle ) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 homme riche (qui a mille boeufs)
[1.8] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mpanarivo, 9 mpanavory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|