Entry | 1 mpanatanteraka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanteraka |
Explanations in English |
4 [1.320] executive function, executive power |
Explanations in French |
5 [1.3] celui qui accomplit 6 [1.13] exécutant, exécutif 7 [1.320] fonction exécutive, pouvoir exécutif |
Examples |
8 [2.285] Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. 9 [2.113] Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. 10 [2.606] Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. 11 [2.895] mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |