|
|
|
|

Teny iditra1  mpanazary
Fototeny  2 hazary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui ensorcelle [1.3]
Ohatra  5  Rona, zafin-dRavazimbabe no mpanazary voalohany. [2.508]
6  Ny anankiray farany, mpanazary nalaza, hono, io, no sahy ady. [2.472]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17