|
|
|
|

Entry1  mpandrafitra
Part of speech  2  noun
Root  3  rafitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] a carpenter.
Explanations in French  6  [1.8] charpentier, menuisier.
Examples  7  [2.332#] mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy
8  [2.472#] Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo.
All compound words 
Analogs  10  mpandrafibato
Proverbs  11  Proverbs containing the word mpandrafitra
Article  12  Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13 mpandrafitra, 14 mpandrifatra

Updated on 2025/09/12