|
|
|
|

Entry1  mpanefy
Root  2  tefy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1]
Explanations in English  5  a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7]
Explanations in French  6  forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8]
All compound words  7  3 combinations of this word
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 fempina, 10 mpanefy

Updated on 2025/10/08