|
|
|
|

Teny iditra1  mpanety
Fototeny  2 hety
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona manao ny fanetezana ny volon' olona ho anton-draharaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a barber one who cuts hair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 coiffeur [1.8]
Tovy hevitra  7 mpanety volo
Kamban-teny rehetra  8 mpanety volo

Fivaditsoratra  9 ampenty, mpanety

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09