|
|
|
|

Teny iditra1  mpangoron-karena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 capitaliste
5 mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12