|
|
|
|

Teny iditra1  mpanivo
Fototeny  2 ivo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mamonjy ny afovoan' ny lafy mifanandrify amin' io tendro io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 médiane [1.13]
Voambolana  6  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12