|
|
|
|

Teny iditra1  mpanjaitra
Fototeny  2 zaitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a tailor, a seamstress [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tailleur, modiste [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02