|
|
|
|

Teny iditra1  mpanjenjena
Fototeny  2 zenjena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
4 Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony.
5 Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643#212]
Fanazavàna teny frantsay  6 celui qui va çà et là [1.3#871]
Ohatra  7  ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao. [2.996#]
8  Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643#]
Tovy hevitra  9 mpijenjena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17