Entry | 1 mpankasitraka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sitraka |
Morphology |
|
Examples |
5 [2.298] Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. 6 [2.472] Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mpankasitraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |