|
|
|
|

Teny iditra1  mpanompo
Fototeny  2 tompo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia [1.1]
5 mpiasa sy irakiraka ao antrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 valet [1.13]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02