|
|
|
|

Teny iditra1  mpanondrana
Fototeny  2 ondrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 exportateur, exportatrice [1.66.fr#391]
Ohatra  5  Indray andro, dia tazany teny an-dranomasina sambo mpanondrana andevo avy any New-York (Amerika. [2.113#18]
6  Vola be mampilendalenda toy izany ve tsy ho sarotra ny hisakana ny mpitrandraka ala sy ny mpanondrana tsy ho mamba noana. [4.27#2012/05/24]
7  Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503#38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12