|
|
|
|

Teny iditra1  mpiantoka
Fototeny  2 antoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona tompon' andraikitra amin' ny fahavitan' ny asa na trano atao anankiray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 garant, tuteur [1.13]
Kamban-teny rehetra  6 fitadiavana mpiantoka asa
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mpiantoka, 8 mpikatona, 9 mpikotana, 10 mpitakona, 11 mpitokana, 12 mpitonàka, 13 tinampoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09