|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpifana~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Teny iditra (2/2) | 3 mpifana |
| Fototeny | 4 fana |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a woman just confined
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 celle qui se tient chaud dans l'alcôve
[1.3#143] 8 nom qu'on donne aux femmes en couches [1.196] |
| Ohatra |
9 Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy.
[1.353#]
10 Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857#] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 fampañy, 14 fampi~na, fampina, 15 fanampy, 16 mpanafy, mpifana, mpifana~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|