|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpifañisoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mpifankahala, mpifahavalo: Mba mitomoera roa añareo roelahy fa ko mifañisoka diakoa Tañala naho Taimoroña (Mba mipetraha tsara ianareo roalahy f'aza mifandrafy toy ny Tanala sy ny Antaimoro)
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|