|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpifanjehezehe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mpifankahala, mpifahavalo: Aza mifanjehezehe amin'ny betroke fange mate voky (Aza mifaninana amin'ny be kibo sao matin-kavokisana) / Mpifanjehezehe i roalahy io
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|