|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpifehy |
| Fototeny | 2 fehy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a governor, an overseer
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 chef, commandant, gouverneur, intendant, surveillant, celui qui lie
[1.3#160] 6 celui qui attache [2.415#666] |
| Ohatra |
7 Ny isan-toby dia nanana ny mpifehy azy avy.
[2.472#172]
8 Talohan' izany dia samy nanana mpifehy ny isam-bohitra. [2.113#25] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|