|
|
|
|

Teny iditra1  mpifidy
Fototeny  2 fidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui choisit, électeur [1.3#168]
Ohatra  5  Manendry mpanisa vato vitsivitsy mahay mamaky teny sy manoratra ny birao, avy amin' ireo mpifidy tonga manatrika, izay mizara efatra isan-databatra fara-fahakeliny (Le bureau désigne permi les électeurs présents un certain nombre de scrutateurs sachant lire et écrire, lesquels par tables de quatre au moins) [2.114#84]
Voambolana  6  Lalàna

Fivaditsoratra  7 mpidify, mpifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12