|
|
|
|

Teny iditra1  mpijirika
Fototeny  2 jirika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 mpanao irakely, mpamadi-barotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 intermédiaire commercial [1.13]
Ohatra  6  Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508#]
7  Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02