|
|
|
|

Teny iditra1  mpirahalahy
Fototeny  2 rahalahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona samy lehilahy natera-dray sy reny iombonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ceux qui sont frères [1.3#481]
Ohatra  6  Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; [2.996]
7  Maro ny ady nifanaovan'ny mpirahalahy na ny mpihavana. [2.508#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09