|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpirenireny |
| Fototeny | 2 renireny |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 le vagabond
[1.3#525] |
| Ohatra |
5 Ka dia ho tonga mpirenireny any amin' ny jentilisa izy
[2.996#35.9.17]
6 Ny jiolahin-tsambo dia olona mpirenireny, nitety ranomasina [2.366#19] 7 Matetika dia tsy navela nalevina ny fatin' ny Maritiora fa navela hohanin' ny alika mpirenireny [2.508#517] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25 |
|