|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpirobe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 be rehaka: I Raboba iñy dia olo mpirobe tsy kele raha dia tsa tametame (I Raboba iny dia olom-pirehaka tsy mba kely fananana, tsy zaka)
[Betsileo]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 mpiroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|