|
|
|
|

Teny iditra1  mpisolo toerana
Singan-teny  2 mpisolo, 3 toerana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny entina manondro toerana efa voalaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 substitut locatif [1.13]
7 suppléant, remplaçant [1.5]
Ohatra  8  Ny mpisolo toerana no misolo azy. [1.320]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12