|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpisoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mpitan-kazomanga; raibe, sojabe
[1.13] 4 loham-poko, mpitana ny hazomanga [Masikoro] [2.606#153] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 chef de famille entretenant le "hazomanga"
[1.13] |
| Teny iditra (2/2) | 6 mpisoro |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 mpanao soro
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 mpiroso, mpisoro, 10 romposy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|