|
|
|
|

Teny iditra1  mpitsabo
Fototeny  2 tsabo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona mahay manala aretina
5 Olona mikarakara ny marary [1.1]
Voambolana  6  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  7 mpitsabo biby
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09