|
|
|
|

Teny iditra1  mpively
Fototeny  2 vely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui bat, qui sonne, qui dépique [1.3]
5 batteur (vary, vy, amponga...) [1.66.fr#80]
6 frappeur [1.66.fr#434]
Ohatra  7  Nahavelona ny fiaretan-tory ny mpitsoka sodina sy ny mpively amponga sy langorony. [2.270#]
8  Ary ny mpively amponga dia mively eo an-daniny ao ihany handihizan' ny mpitsena sy ny tsenaina. [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12