|
|
|
|

Teny iditra1  nahoda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rangahy [Sakalava] [1.1]
4 rangahy, lehilahy [Masikoro] [2.606#153]
Fanazavàna teny anglisy  5 a chieftain, a captain of a vessel; an old man; a title of respect. (prov.) [swa. Nahoza.] [1.2]
Voambolana  6  Teny fanajana

Fivaditsoratra  7 andoha, 8 hadona, nahoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12