|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nahy |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 done on purpose
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fait exprès
[1.8] 6 fait à dessein, prémédité [1.5] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 nahy |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 [Provincial] the spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 14 hany, 15 hina, nahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|