|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin' ny fery efa simba elaela ka mandoaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 pus [1.2, 1.7] 5 purulent matter. [Malay Narah.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pus [1.3, 1.8, 1.5] 7 matière purulente [1.3] 8 (toute l'île). Latex, sécrétion blanchâtre de certaines plantes qu'on compare au pus qui se forme dans les organes humains infectés, les abcès, etc. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana 12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 na ... na |
| Singan-teny | 15na |
| Sokajin-teny | 16 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Teny miverin-droa enti-manao mpamaritra anarana mpisolo anarana, na mpamaritra matoanteny malala-kevitra: na iza na iza, na zovy na zovy, na inona na inona, na aiza na aiza, na oviana na oviana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 either [1.17] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 soit ... soit: Na ny lehibe na ny kely (Aussi bien les grands que les petits) / Na ity na iry (Soit celui-ci, soit celui-là) ni ... ni: Na ity na iry (Ni celui-ci, ni celui-là) [1.3] |
| Fivaditsoratra | 20 an~na, 21 na ... na, nana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|