|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  nanan-jo
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe manan-jo
Ohatra  3  Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany. [2.508]

Teny iditra (2/2)4  nananjo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazan-kazo madinika (Vernonia ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a composite shrub. Vernonia sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia . [1.3#449]
9 (de zo : droit et nanana, passé de manana ;
10 donc qui a eu un droit).
11 Ce serait un Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac. [Merina] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17