|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  nany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1]
Tovy hevitra  4 inany

Teny iditra (2/4)5  nany
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2]
Tovy hevitra  9 nanimbovo
Mpanahaka  10  tanambovo
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)12  nany
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 nanjary, tonga [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/4)15  nany
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 lany [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09