|
|
|
|

Teny iditra1  nenibe
Singan-teny  2 neny, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny renin' ny ray na ny renin' ny reny niteraka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 grandmother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 grand-mère [1.8]
Ohatra  8  Marina fa mbola velona i nenibe. [2.270]
9  Misaotra ry nenibe|nenibeko, eny nenibe|nenibekoko satria nitaiza ny zanako. [2.895]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  12 inenibe, inenibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02