|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ngadonina |
| Fototeny | 2 ngadona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Totoina: Nongadoniny mafy ny vary ka torotoro
5 Pehina, velezina amin' ny tongotra: Aza ngadonina toy izany ny rihana sao miletsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be trodden so as to resound.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 ngadonina |
| Fototeny | 12 ngadona |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to be arrived at suddenly.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 andingano, ngadonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|