|
|
|
|

Teny iditra1  ngalingaly
Fototeny  2 ngaly
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 mainty manganohano, maizimaizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 intensely black, dark. [1.2]
Ohatra  6  Tsy mahagaga raha ngalingaly avokoa izy rehetra tompon-tany. [2.471]
Tovy hevitra  7 ngaly

Fivaditsoratra  8 ilangilang, 9 langilangy, ngalingaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12