| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ngazana | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2] 5 dry and barren (of the soil) [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 sec et stérile (se dit des sols) [1.8] | 
| Ohatra | 
7 ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy.
[2.470] 
 | 
| Sampanteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |