|
|
|
|

Teny iditra1  ngenongenonina
Fototeny  2 ngenongenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana:
5 Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17