|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ngetroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany
4 Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 black
6 rich, opulent. [1.2] |
| Ohatra |
7 Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka?
[2.314#20]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 ala ngetroka |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 ngetroka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 chef, patron
[1.60#161] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|