|
|
|
|

Teny iditra1  ngonona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  7  Feo
Tovy hevitra  8 ngonongonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19